|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fitantanana
Radical  2  tana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fanohanana olona mandeha amin'ny fandraisana ny tanany eo am-pimindrana miaraka amin'ny tena: Ilaina ny fitantanana ny zaza vao mianamandeha.
Fitondrana, fifehezana: Noraisin'ny fanjakana ny fitantanana ireo orinasa ngeza eto amin'ny firenena.
Mots composés 

Entrée (2/2)6  fitantanana
Radical  7  tantana
Partie du discours  8  nom
Explications en malgache  9  [1.1] Fizarana (vary, hena, sakafo, vola) amin'olona maromaro nandray anjara tamin'ny fandevenana na famadihana: Iza no hikarakara ny fitantanana ny sakafo amin'ireo mpandevina?
Fiadidiana, fiandraiketana: An'ny vehivavy ny fitantanana ny vola ao an-tokantrano.

Mis à jour le 2020/07/31