|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fitantanana
Radical  2 tana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fanohanana olona mandeha amin'ny fandraisana ny tanany eo am-pimindrana miaraka amin'ny tena: Ilaina ny fitantanana ny zaza vao mianamandeha.
5 Fitondrana, fifehezana: Noraisin'ny fanjakana ny fitantanana ireo orinasa ngeza eto amin'ny firenena. [1.1]
Tous les mots composés  6 filankevi-pitantanana

Entrée (2/2)7  fitantanana
Radical  8 tantana
Partie du discours  9  nom
Explications en malgache  10 Fizarana (vary, hena, sakafo, vola) amin'olona maromaro nandray anjara tamin'ny fandevenana na famadihana: Iza no hikarakara ny fitantanana ny sakafo amin'ireo mpandevina?
11 Fiadidiana, fiandraiketana: An'ny vehivavy ny fitantanana ny vola ao an-tokantrano. [1.1]

Mis à jour le 2025/12/08