Entrée | 1 fitantana |
Radical | 2 tana |
Partie du discours | 3 nom ou adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fomba entina mitantana na manohana olona mandeha amin'ny fandraisana ny tanany eo ampamindrana miaraka amin'ny tena: Toy izao no fitantana ny zaza. Fomba entina mitantana, izany hoe mizara (vola, hena, vary, sakafo) amin'olona maromaro nandray anjara tamin'ny fandevenana na famadihana: Atoroy ahy ny fitantana ny hena fa tsy haiko. Azo tantanana. |
Mis à jour le 2020/07/31 |