Entrée fitanontanona (tanontanona)
Partie du discours nom
Définition malgache Fomba entina mitanontanona, izany hoe mipetrapetraka mitsikamokamo eo akaikin'olona ka tsy manao na inona na inona fa mijerijery fotsiny eo. [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2009/02/23