|
|
|
|

Entrée1  fitanondrehana
Radical  2 tanondrika
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fiondrehan'ny loha noho ny alahelo, na ny hasasarana, na ny hanoanana: Hontsa aho nahita ny fitanondrehan'izy telo mianaka tsy nihinankanina hateloana. . [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12