|
|
|
|

Entrée1  fitankosinana
Radical  2 tankosina
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fihosinkosinana, fanafotetahana loto amin'ny tena: Oadray ity fitankosinan'ny zanakao amin'ny vovoka, Rasoa!
5 Fifanosonan-javatra matevina izay toa manjary loto hafahafa: Ny fitankosinan'ny fotaka amin'ny akanjo fotsy no karazan-javatra mahatsikaiky indrindra. [1.1]

Anagrammes  6 anatsinkafony, fitankosinana

Mis à jour le 2025/12/08