|
|
|
|

Entrée1  fitaninana
Radical  2 tanina
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fipetrahana mitodika amin'ny afo na ny masoandro mba hahazo hafanana:
5 Anisan'ny zavatra ankafizin'ny antitra ny fitaninana andro.
6 
[1.1]

Mis à jour le 2025/11/17