Entrée fitangoronana (tangorona (horona))
Partie du discours nom
Explications en malgache Fivoriana betsaka manodidina tsy misy filaharana na filantoana: Endre izany fitangoronan'ny ankizy teo amin'ilay mpampiseho majika. [1.1]
Explications en français L'action de se grouper tout autour, le lieu, la cause [1.3]

Mis à jour le 2023/02/17