|
|
|
|

Entrée1  fitangoronana
Radical  2 tangorona
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fivoriana betsaka manodidina tsy misy filaharana na filantoana: Endre izany fitangoronan'ny ankizy teo amin'ilay mpampiseho majika. . [1.1]
Explications en français  5 L'action de se grouper tout autour, le lieu, la cause. [1.3#672]

Mis à jour le 2025/09/12