|
|
|
|

Entrée1  fitanehana
Radical  2  tanika
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fandrahoana, fampangotrahana: Fitanehana rano
Fampiempoana: Fitanehana menaka
Fanasitiliana: Ny olona taloha dia efa nahay ny fitanehana toaka
Exemples  5  Ny fitanehana ny jaboran'omby tamin'ny ranon-davenona voatantavana no nahazoana ny savony gasy. [2.117#]
Article  6  Randzavola: fitanehana ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  7  fehi-tanana, fehy tanana, fitanehana, hantefaina, hiantefana, nifetahana, nitefahana, nitehafana

Mis à jour le 2023/01/05