|
|
|
|

Entrée1  fitandrovana
Radical  2 tandro
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fitandremana, fitsimbinana (voninahitra, fihavanana) fitsitsiana (hasasarana): Mba ho fitandroana ny fihavanana, dia vonona hamela ny hadisoanao aho. [1.1]
Synonymes  5 fitandroana

Anagrammes  6 fandrovitana, 7 fitandrovana

Mis à jour le 2025/09/12