|
|
|
|

Entrée1  fitambotsorana
Radical  2 tambotsotra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fidinana ambany, fikorisana midina: Tsapao matetika ny zanakao ao am-babena fa mety nianjera noho ny fitambotsorany.
5 Tsy fahajoroana ka mianjera: Tsy nisy nahita ny fitambotsorany tamin'izy torena.
6 Fihenana, fihaosana, fandrorona: Hita mazava izao ny fitambotsorany amin'ny fahaiza miteny. [1.1]
Explications en anglais  7 a decline in position or dignity [1.7]
Explications en français  8 diminution, déclin, action de reculer [1.8]

Mis à jour le 2025/12/08