Entrée fitambezoana (tambezo)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fangatahana fatratra tsy misy fiatoana sy sesilany; fiverenana amin' izay efa nangatahina ihany: Tsy naharitra ny fitambezoan-janany izy ka nividy ilay famataranandro nohirifany ihany [1.1]
Synonymes fitambezonana

Mis à jour le 2023/01/05