|
|
|
|

Entrée1  fitambezoana
Radical  2 tambezo
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fangatahana fatratra tsy misy fiatoana sy sesilany; fiverenana amin' izay efa nangatahina ihany: Tsy naharitra ny fitambezoan-janany izy ka nividy ilay famataranandro nohirifany ihany. [1.1]
Synonymes  5 fitambezonana

Mis à jour le 2025/09/12