|
|
|
|

Entrée1  fitambarana
Radical  2 tambatra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fikambanana: Mahatratra valopolo ny fitambaran' ny mpianatra ao amin' ny lakilasy fahatelo sy fahefatra
5 Fiadiana: Mitsetaka tsara ny fitambaran' ny hazo amin' itỳ rafitra itỳ
6 Fiharoana: Ny fitambaran' ny oksizena sy hidrozena no tonga rano [1.1]
Explications en français  7 L’union, la jonction, l'addition, le lieu, la cause [1.3#657]
8 réunion [1.13]
Exemples  9  Ny karaza kosa dia azo faritana ho fitambarana foko maromaro monina eo amin'ny faritra iray be velarana [2.606#]
10  Indonezia dia fitambarana nosy anarivony, misy foko maro samihafa samy manana ny fombany sy ny fiteniny na dia iray fototra niaviana aza. [2.508#]
Tous les mots composés  11  3 combinaisons de ce mot

Mis à jour le 2025/11/09