|
|
|
|

Entrée1  fitakokoana
Radical  2 takoko
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fipetrahana tsy mitombina fa ny tongotra miforitra eo anoloana no mitondra ny tena: Izany fitakokoan' ny ankizy eo amorom-patana rehefa mamindro!.
5 Fipetrahana manjonitra na toa manjoretra: Tamin' ny famangiana manjo fahiny, tsy nisy tsy mampalahelo, na ny fitakokoan' ny fianakaviana, na ny fitserana amana tomany manerana ny trano. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12