Entrée fitakobohana (takoboka)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fiafenana ao anaty filanjana misarona; fiafenana ao anaty lamba: Ny fitakobohana matetika no fomba ampiasain'izay ta-handositra tsy te ho hitan'olona. [1.1]

Mis à jour le 2023/01/05