| Entrée | 1 fitakobohana |
| Radical | 2 takoboka |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fiafenana ao anaty filanjana misarona; fiafenana ao anaty lamba: Ny fitakobohana matetika no fomba ampiasain'izay ta-handositra tsy te ho hitan'olona. [1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|