|
|
|
|

Entrée1  fitaiza
Radical  2  taiza
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fomba entina mitaiza na mikarakara mba hanasoa sy mba hahaolom-banona: Tsara fitaiza ny zaza apetraka amin'io zazavavy io.
Teny enti-milaza izay rehetra tehirizina hatao fiandry an-tratra: Fanafody atao fitaiza mihitsy ny anay ny fanazava.
Explications en anglais  5  [1.2] [Mod. s. from mitaiza (taiza).] An extra supply of anything put aside for use in case of need; a gun carried by the guards of the sovereign; materials kept ready in weaving to lengthen a thread broken in the warp; a mode of nursing. See antratra.
6  [1.7] anything kept in reserve
Explications en français  7  [1.8] ce qui est tenu en réserve

Mis à jour le 2024/12/11