Entrée fitaintainana (taintaina)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitebitebena amin'izay ho avy fa toa hisy loza ho tonga ihany: Tsy hita holazaina ny fitaintainanay teo am-piandrasana ny taratasinareo. [1.1]

Mis à jour le 2023/01/05