|
|
|
|

Entrée1  fitafiana
Radical  2 tafy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fitondrana lamba handrakofana ny tena: Ny fitafiana lamba arindrano, hono, taloha dia nitory fananan-karena. .
5 Filazana ankapobeny ny zavatra entin'ny olombelona mandrakotra ny vatan-tenany (ny fitafiana dia natao ho takon-kenatra sy fiarovana amin'ny toetr'andro mivadibadika aloha tany an-tendrony, ary dia nanjary ho haingo koa taty aoriana noho ny olombelona tia endri-javatra).. [1.1]
Explications en anglais  6 clothing. [1.7]
Explications en français  7 vêtements. [1.8]
Exemples  8  Isaky ny tafiditra dia nanova fitafiana. [2.113#]
9  toy ny fitafiana ny taratasy afono boky. [2.442#]
Vocabulaire  10  Economie: vêtements
Tous les mots composés  11 miova fitafiana
Proverbes  12  Proverbes contenant ce mot
Article  13 Randzavola: fitafiana ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2025/11/09