Entrée fitady (tady)
Partie du discours nom ou adjectif
Définition malgache Fomba entina mitady, mikaroka, mizaha: Tsy toy izao no fitady zavatra ao anaty mololo e!
¶ Azo tadiavina, atao hotadiavina: Ny vola fitady, rankizy, ka aza kivy raha sendra maty antoka [Rajemisa 1985]

Entrée fitady (tady)
Partie du discours nom
Définition malgache Toetran'ny zavatra vita tady [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31