|
|
|
|

Entrée1  fisovohana
Radical  2 sovoka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fanatonana mangingina, antsokosoko: Ny fisovohan'ny hatsiaka no nahavoa azy.
5 Fahatongavana tampoka, fanampohana: Ny fisovohan'ny fahavalo no ahina isan'alina izao. [1.1]

Mis à jour le 2025/12/08