|
|
|
|

Entrée1  fisosana
Radical  2 sosa
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fizorana tsy miato: Tsy azo aato ny fisosan' ny andro sy ny volana.
5 Fandehanana milamina tsy misy manakantsakana na manelingelina: Mampisaotra an' Andriamanitra ny fisosan' ny raharahantsika.
6 Fikorisana amin-javatra malama; fisononohana eo ambony rano: Endre izany fisosan' ny lahanay tamin' iny takariva diavolana iny. [1.1]
Synonymes  7 fisosa

Mis à jour le 2025/09/12