|
|
|
|

Entrée1  fisononohana
Radical  2 sononoka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fandehanana moramora tsara tsy misy mitsamboamboatra: Ny fisononokan'ny na fisononohan'ny lakana. .
5 Fizoran'ny fiainana na ny raharaha milamina tsara: Ny fisononohan'ny fiainana no anisan'ny fahasambarana eto an-tany. . [1.1]
Synonymes  6 fisononoka

Mis à jour le 2025/09/12