|
|
|
|

Entrée1  fisongadinana
Radical  2  songadina
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fiavahana tsara, fivongadinana: Ny ahy, ny mba tiako ho tsapa, dia ny fisongadinan'ny tombombarotra amin'ity varotra ataontsika ity.
Fiboridanana: Mahamenatra ny fisongadinan'ilay tovolahy mamo teo ampovoan'ny arabe. [1.1]

Anagrammes  5 fisangodinana, 6 fisongadinana

Mis à jour le 2025/09/12