|
|
|
|

Entrée1  fisonanahana
Radical  2 sonanaka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fipetrahana misonanina tsara: Nihomehy daholo ny zafy kelin-dRainikoto nahita ny fisonanahan-draibeny teo ambony seza fiandrianany. . [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12