|
|
|
|

Entrée1  fisokoana
Radical  2  soko
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fidirana tsimoramora: Tsarovy fa lasa ohatra ny fisokon'ny ron-gisa hilazana zavatra mitsofoka tsimoramora nefa misy asany.
5  Fitsofohana mangingina tsy misy mahita: Tsy azo anomezan-tsiny azy ny fisokoany namangy ny havany tany amin'ny hopitaly.
6  Fangalaran-javatra mangingina: Tsy hita mihitsy ny fisokoan'ny adalo an'ilay bokiko.
7  Fanampohana, fisovohana: Ny fisokoan'ny fahavalo. [1.1]

Anagrammes  8  anofisako, fisokoana, nisafoako

Mis à jour le 2023/01/20