| Entrée | 1 fisokoana |
| Radical | 2 soko |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fidirana tsimoramora: Tsarovy fa lasa ohatra ny fisokon'ny ron-gisa hilazana zavatra mitsofoka tsimoramora nefa misy asany. .
5 Fitsofohana mangingina tsy misy mahita: Tsy azo anomezan-tsiny azy ny fisokoany namangy ny havany tany amin'ny hopitaly. . 6 Fangalaran-javatra mangingina: Tsy hita mihitsy ny fisokoan'ny adalo an'ilay bokiko. . 7 Fanampohana, fisovohana: Ny fisokoan'ny fahavalo. . [1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|