|
|
|
|

Entrée1  fisokirana
Radical  2 sokitra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fanaovana sarin-javatra amin'ny fandoahana ao anaty hazo: Tsy vita haingana ny fisokirana ity sary misy olona maro miasa ity.
5 Fanalana tsy ho eo amin'ny toerana iray: Fisokirana angely ao anaty lavony.
6 Fanerena olona mba hiteny: Nikezaka aoka izany izy tamin'ny fisokirana ahy hilaza ilay tsiambaratelo fa tsy nisoka-bava aho. [1.1]

Anagrammes  7 fikorisana, fisokirana

Mis à jour le 2025/12/08