Entrée fisodika (sodika)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fomba entina misodika, manala ny hoza-dravin'ny rofia, na manesotra ny vato kely madinika amin'ny vary alohan'ny hitotoana azy, na mikendrikendry ny zavatra tadiavina (papango) hofaohina; na fisonenika eo am-pandihizana. [1.1]

Mis à jour le 2023/01/05