|
|
|
|

Entrée1  fisodihana
Radical  2 sodika
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fanalana ny hoza-dravin'ny rofia; fanesorana vato kely madinika amin'ny vary, alohan'ny hitotoana azy; fikendrikendren'ny papango na ny hitsikitsika zavatra tadiaviny hofaohina ka ihodinkodinany; fisoneniky ny olona mandihy eo am-pandihizana.. [1.1]
Explications en français  5 action de séparer les fibres, défibrage. [1.196]

Mis à jour le 2025/09/12