|
|
|
|

Entrée1  fisingorana
Radical  2 singotra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fahavoazana amin'ny tadivavarana: Mafy ka tsy afany ny fisingoran'ny tongotry ny omby. .
5 Fahavoazana mafy, fahasahiranana izaitsizy noho ny...: Sady maharary no mahamenatra ny fisingoran'ny volan'olona. . [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12