|
|
|
|

Entrée1  fisesy
Radical  2 sesy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 toetran'ny zavatra misesy; fifandimbiasan-javatra matetika tsy misy fiatoana: tsy nahavitana asa firy ny fisesin'ny fety tao ho ao izay. . [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12