Entrée | 1 fisesehana |
Radical | 2 sesika |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fidirana mirohotra an-keriny: Tsy tafiditra tao amin'ny trano fanaovam-pety aho noho ny fisesehan'ny olona. Hafenoan-javatra be loatra toa naiditra natao letrezana: Tsy ahitana hipetrahana ny fisesehan'ny entana ato an-tranonareo. Fihinanana manao be ambosika: Harary ity zaza ity noho ny fisesehany hanina be loatra. |
Mis à jour le 2024/12/11 |