|
|
|
|

Entrée1  fisesehana
Radical  2 sesika
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fidirana mirohotra an-keriny: Tsy tafiditra tao amin'ny trano fanaovam-pety aho noho ny fisesehan'ny olona.
5 Hafenoan-javatra be loatra toa naiditra natao letrezana: Tsy ahitana hipetrahana ny fisesehan'ny entana ato an-tranonareo.
6 Fihinanana manao be ambosika: Harary ity zaza ity noho ny fisesehany hanina be loatra. [1.1]

Mis à jour le 2025/12/08