|
|
|
|

Entrée1  fisendahana
Radical  2  sendaka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fiendahana: Fisendahan'ny hodi-kazo.
Fiolonolonana: Hahantra Rangahy io noho ny fisendahany amin'ny be sy ny maro; hadinony angaha fa "ny olona no harena".

Anagrammes  5  fisendahana, handefasany

Mis à jour le 2023/01/05