|
|
|
|

Entrée1  fisendahana
Radical  2 sendaka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fiendahana:
5 Fisendahan'ny hodi-kazo.
6 

7 Fiolonolonana:
8 Hahantra Rangahy io noho ny fisendahany amin'ny be sy ny maro; hadinony angaha fa "ny olona no harena".
9 
[1.1]

Mis à jour le 2025/11/17