|
|
|
|

Entrée1  fiseho
Radical  2 seho
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Toetran' ny zavatra miseho, fomba itrangan' ny zavatra iray: Samy hafa arakaraka ny fisehon' ny aretina ny fitsaboan' ny dokotera. [1.1]
Explications en français  5 Manière d’apparaître. [1.3#595]
Exemples  6  Tsy hita loatra izay antony hanaovana fanambadiana be fiseho. [2.4#]
7  Lehilahy zokiko izy io raha amin' ny taona, mavesa-pijery ary matotra fiseho. [2.472#]
Tous les mots composés  8 fiseho tektônika

Mis à jour le 2025/11/09