Entrée fisefosefoana (sefosefo)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fiainana mafy na fiainana manano sarotra misesisesy: Henoy ange izany fisefosefon' Ikoto e! tsapao fa sao dia manavy izy izao [1.1]

Mis à jour le 2023/01/05