|
|
|
|

Entrée1 fisavoanana
Radical  2savoana
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4Fiakarana ambony eny amin' ny habakabaka; fisondrotana, fidanganana (vidin-javatra); fahalasanana (hevitra) lavitra loatra tsy araka ny toe-javamisy. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12