|
|
|
|

Entrée1  fisavihana
Radical  2 savika
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fisarangotana, fifikirana, famikirana: Ny fisavihany ny rantsan-kazo teo amoron-drano no tsy nahafaty an-drano azy.
5 Fandraisana (omby) amin' ny tandrony na ny vozony mba hampianjera azy: Kinga izany raha olona amin' ny fisavihana omby!.
6 Fihamboana zavatra tsy an' ny tena: Fisavihana fananan' olona fotsiny ny an-dRangahy io. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12