|
|
|
|

Entrée1  fisavàna
Radical  2 sava
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fampihatahana na fanesorana ny zavatra manodidina: Ny fisavana ny ahitra no nahitana ilay vola very.
5 Fikarohana, fitadiavana zavatra eny amin' ny tenan' ny olona iray na ao an-tranony: Naharitra adiny iray ny fisavana ireo nahina ho mpangalatra.
6 Fanalana izay zavatra manelingelina: Vao fisavana ranonando fotsiny izao.
7 Fialana, fisindana: Fisavan' ny zavona indrindra tamin' izay.
8 Fihenana, fialana: Fisavan' ny aretina izao, hoy ny dokotera, fa aza matahotra. [1.1]
Citations  9  Textes citant ce mot

Mis à jour le 2025/09/12