Entrée | 1 fisatroka |
Radical | 2 satroka |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fomba entina misatroka: Mampihomehy ny fisatrok' ilay Rangahy iny fa ny tokony ho eo anoloana no ataony ao aoriana [1.1] |
Anagrammes | 5 faritsoka, 6 firotsaka, 7 fisatroka, 8 fisokatra |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |