Entrée fisaonana (saona)
Partie du discours nom
Explications en malgache Alahelo na fahoriana lehibe noho ny fahafatesan-kavana
Mariky ny alahelo namoy havana na olona ambony eo amin' ny firenena izay heverina fa alahelovan' ny ambanilanitra: Betsaka ny zavatra nofadina nandritra ny fisaonana ny mpanjaka fahiny raha nisy mpanjaka niamboho [1.1]
Explications en anglais Mourning [1.7]
Explications en français Deuil [1.8]
Exemples 
1ary ny fisaonana dia tsy misy. [2.857]
2Horohoro sy fisaonana no nanjaka tao Marovato. [2.472]
Article 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20