Entrée | 1 fisaonana |
Radical | 2 saona |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Alahelo na fahoriana lehibe noho ny fahafatesan-kavana Mariky ny alahelo namoy havana na olona ambony eo amin' ny firenena izay heverina fa alahelovan' ny ambanilanitra: Betsaka ny zavatra nofadina nandritra ny fisaonana ny mpanjaka fahiny raha nisy mpanjaka niamboho [1.1] |
Explications en anglais |
5 mourning [1.7] |
Explications en français |
6 deuil [1.8] |
Exemples |
7 ary ny fisaonana dia tsy misy.
[2.857#]
8 Horohoro sy fisaonana no nanjaka tao Marovato. [2.472#] |
Article | 9 Randzavola: fisaonana ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 10 anofisana, 11 fanasonia, 12 fisaonana |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |