|
|
|
|

Entrée1  fisandratra
Radical  2 sandratra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fiakarana, fianihana amin' ny toerana avo, fisondrotana: Mahafinaritra ny mijery ny fisandratry ny volana eny amin' ny habakabaka.
5 Fiakarana amin' ny kilasy na voninahitra na haja ambony: Matetika ny fisandratry ny olona (ny fisandratan' ny olona) amin' ny voninahitra mahatonga azy hiavonavona. [1.1]
Synonymes  6 fisandratana

Mis à jour le 2025/09/12