|
|
|
|

Entrée1  fisandrahaka
Radical  2 sandrahaka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Firantsandrantsanana, fisampantsampanana, fivelaran' ny rantsana betsaka: Mahafinaritra ny fisandrahaky ny ravinala. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12