|
|
|
|

Entrée1  fisambotra
Radical  2 sambotra
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4 Fomba entina misambotra: Mora sarotra ny fisambotra valala fa hoy ny Ntaolo hoe: "Ny valala aza tsy azo raha tsy andriana ilika".
5 Azo samborina: Misy vorona tsy fisambotra. [1.1]
Exemples  6  Ka hataontsika ahoana no fisambotra io? [2.293#]

Anagrammes  7 fisambotra, 8 rambafotsy

Mis à jour le 2025/09/12