|
|
|
|

Entrée1  fisalasalana
Radical  2 salasala
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Tsy fahatapahan-kevitra: Aleo mihemotra raha mbola misy fisalasalana ao an-tsainao
5 Tsy fitokiana fa marina: Ny fisalasalan' ny mpitsara no nahatonga azy ho afaka [1.1]
Explications en anglais  6 doubt, hesitation [1.7]
Explications en français  7 doute; hésitation [1.8]
Exemples  8  Etsy aoriana no hamaranantsika ireo fisalasalana rehetra ireo. [2.296]
9  Toa maneho sahady ny fisalasalana amin'ny faha-marinan'ilay hambara : "Teo. [2.606]
10  Nisy tsirim-panantenana tao amin-dRasoa ka foana ho azy ny fisalasalana rehetra. [2.470]
Tous les mots composés  11  2 combinaisons de ce mot

Mis à jour le 2025/11/13